|
|
|
|

Teny iditra1 fanala tontona
Singan-teny  2fanala, 3tontona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fitaovana entina mitsinjara ny vesatra amin'ny kodiarana sady analefahana ny fitontonana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6suspension. [1.13]
Voambolana  7 Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12